Deoteronomia 8:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Fa raha sanatria manadino an’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, ary manaraka andriamani-kafa sy manompo an’ireny sady miankohoka eo anatrehany, dia lazaiko marimarina aminareo anio fa ho ripaka tanteraka ianareo.+
19 “Fa raha sanatria manadino an’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, ary manaraka andriamani-kafa sy manompo an’ireny sady miankohoka eo anatrehany, dia lazaiko marimarina aminareo anio fa ho ripaka tanteraka ianareo.+