2 Mpanjaka 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa tonga tany izy, dia hitany nipetrapetraka ireo lehiben’ny tafika. Ary hoy izy: “Misy teny holazaiko aminao,+ sefo ô!” Dia hoy i Jeho: “Amin’iza aminay ireto?” Ary hoy izy: “Aminao, sefo ô!”
5 Rehefa tonga tany izy, dia hitany nipetrapetraka ireo lehiben’ny tafika. Ary hoy izy: “Misy teny holazaiko aminao,+ sefo ô!” Dia hoy i Jeho: “Amin’iza aminay ireto?” Ary hoy izy: “Aminao, sefo ô!”