Nehemia 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa hoy izy ireo tamiko: “Tena voa mafy+ sy latsain’ny+ olona ireo sisa niangana avy tamin’ny fahababoana, izay any amin’ny faritany.+ Mbola rava ny mandan’i+ Jerosalema, ary kilan’ny afo ny vavahadiny.”+ Jeremia 39:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nodoran’ny Kaldeanina ny tranon’ny mpanjaka sy ny tranon’ny vahoaka,+ ary narodany ny mandan’i Jerosalema.+ Jeremia 52:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary ny manda rehetra nanodidina an’i Jerosalema dia narodan’ny tafika manontolon’ny Kaldeanina, izay niaraka tamin’ilay lehiben’ny mpiaro ny mpanjaka.+
3 Koa hoy izy ireo tamiko: “Tena voa mafy+ sy latsain’ny+ olona ireo sisa niangana avy tamin’ny fahababoana, izay any amin’ny faritany.+ Mbola rava ny mandan’i+ Jerosalema, ary kilan’ny afo ny vavahadiny.”+
8 Nodoran’ny Kaldeanina ny tranon’ny mpanjaka sy ny tranon’ny vahoaka,+ ary narodany ny mandan’i Jerosalema.+
14 Ary ny manda rehetra nanodidina an’i Jerosalema dia narodan’ny tafika manontolon’ny Kaldeanina, izay niaraka tamin’ilay lehiben’ny mpiaro ny mpanjaka.+