1 Mpanjaka 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary teo an-tampon’ny andry roa ireo loha andry, sady teo akaikin’ilay kibony, izay voahodidin’ireo harato. Ampongabendanitra+ roanjato natao roa andalana no nanodidina ny loha andry tsirairay. Jeremia 52:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Enina amby sivifolo ny isan’ny ampongabendanitra teo amin’ireo lafiny. Zato mantsy ny ampongabendanitra rehetra teo amin’ilay harato manodidina ny andry.+
20 Ary teo an-tampon’ny andry roa ireo loha andry, sady teo akaikin’ilay kibony, izay voahodidin’ireo harato. Ampongabendanitra+ roanjato natao roa andalana no nanodidina ny loha andry tsirairay.
23 Enina amby sivifolo ny isan’ny ampongabendanitra teo amin’ireo lafiny. Zato mantsy ny ampongabendanitra rehetra teo amin’ilay harato manodidina ny andry.+