Nomery 22:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa nandeha ny anti-panahin’i Moaba sy ny anti-panahin’ny Midianina, sady nitondra ny saran’ny fanaovana sikidy.+ Dia nankany amin’i Balama+ izy ireo ka nilaza taminy ny tenin’i Balaka. 1 Samoela 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia namaly indray ilay mpanompo hoe: “Misy ampahefatry ny sekely+ volafotsy atỳ amiko. Homeko an’ilay lehilahin’Andriamanitra izany, dia holazainy amintsika izay lalana tokony halehantsika.”
7 Koa nandeha ny anti-panahin’i Moaba sy ny anti-panahin’ny Midianina, sady nitondra ny saran’ny fanaovana sikidy.+ Dia nankany amin’i Balama+ izy ireo ka nilaza taminy ny tenin’i Balaka.
8 Dia namaly indray ilay mpanompo hoe: “Misy ampahefatry ny sekely+ volafotsy atỳ amiko. Homeko an’ilay lehilahin’Andriamanitra izany, dia holazainy amintsika izay lalana tokony halehantsika.”