Nomery 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary i Josoa zanak’i Nona,+ sy Kaleba zanak’i Jefone,+ izay anisan’ireo nijery taratra an’ilay tany, dia nandrovitra ny akanjony,+ Matio 26:65 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 65 Dia nandrovitra ny akanjony ivelany ny mpisoronabe sady niteny hoe: “Nanevateva an’Andriamanitra izy!+ Inona indray no mbola ilantsika vavolombelona?+ Efa renareo ilay fanevatevana an’Andriamanitra teo.+
6 Ary i Josoa zanak’i Nona,+ sy Kaleba zanak’i Jefone,+ izay anisan’ireo nijery taratra an’ilay tany, dia nandrovitra ny akanjony,+
65 Dia nandrovitra ny akanjony ivelany ny mpisoronabe sady niteny hoe: “Nanevateva an’Andriamanitra izy!+ Inona indray no mbola ilantsika vavolombelona?+ Efa renareo ilay fanevatevana an’Andriamanitra teo.+