Levitikosy 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hofafazany+ ra impito+ ilay manadio ny tenany ho afaka amin’ny habokany. Dia hambarany hoe madio ilay olona.+ Ary halefany handeha ilay vorona velona.+ Nomery 19:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hakan’i Eleazara mpisorona amin’ny rantsantanany iray ny ran’ilay ombivavy, ka iny no hafafiny impito manandrify ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.+
7 Ary hofafazany+ ra impito+ ilay manadio ny tenany ho afaka amin’ny habokany. Dia hambarany hoe madio ilay olona.+ Ary halefany handeha ilay vorona velona.+
4 Ary hakan’i Eleazara mpisorona amin’ny rantsantanany iray ny ran’ilay ombivavy, ka iny no hafafiny impito manandrify ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.+