Eksodosy 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hoy Andriamanitra avy eo: “Atsofohy ao amin’ilay miforitra eo amin’ny tratran’akanjonao indray ny tananao.” Dia natsofony tao indray ny tanany, ka nony navoakany, dia niverina tamin’ny laoniny, ka lasa nitovy tamin’ny vatany manontolo.+
7 Ary hoy Andriamanitra avy eo: “Atsofohy ao amin’ilay miforitra eo amin’ny tratran’akanjonao indray ny tananao.” Dia natsofony tao indray ny tanany, ka nony navoakany, dia niverina tamin’ny laoniny, ka lasa nitovy tamin’ny vatany manontolo.+