Lioka 4:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nisy boka maro koa teo amin’ny Israely tamin’ny andron’i Elisa mpaminany, nefa tsy nisy nodiovina ireny na iray aza, afa-tsy i Namàna, ilay lehilahy avy any Syria.”+ Lioka 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia nanatsotra ny tanany i Jesosy ka nikasika azy sady nanao hoe: “Sitrako tokoa. Madiova ianao.” Koa afaka taminy avy hatrany ny habokana.+
27 Nisy boka maro koa teo amin’ny Israely tamin’ny andron’i Elisa mpaminany, nefa tsy nisy nodiovina ireny na iray aza, afa-tsy i Namàna, ilay lehilahy avy any Syria.”+
13 Dia nanatsotra ny tanany i Jesosy ka nikasika azy sady nanao hoe: “Sitrako tokoa. Madiova ianao.” Koa afaka taminy avy hatrany ny habokana.+