Jeremia 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy misaina mihitsy ny olona rehetra ka tsy mahalala.+ Ho menatra ny mpanefy rehetra fa nanao sary sokitra.+ Fitaka fotsiny ny sarivongana metaly nataony,+ fa tsy misy aina.+ 1 Korintianina 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa na misy aza ireo antsoina hoe “andriamanitra”,+ na any an-danitra+ na eto an-tany,+ toy ny isian’ny “andriamanitra” maro sy “tompo” maro,+
14 Tsy misaina mihitsy ny olona rehetra ka tsy mahalala.+ Ho menatra ny mpanefy rehetra fa nanao sary sokitra.+ Fitaka fotsiny ny sarivongana metaly nataony,+ fa tsy misy aina.+
5 Fa na misy aza ireo antsoina hoe “andriamanitra”,+ na any an-danitra+ na eto an-tany,+ toy ny isian’ny “andriamanitra” maro sy “tompo” maro,+