FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Aza miankohoka eo anatrehan’ireny, na manaiky ho voatarika hanompo azy,+ fa izaho Jehovah Andriamanitrao dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana ahy irery ihany.+ Koa raha misy raim-pianakaviana mankahala ahy, dia hosaziko noho ny fahadisoany ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.+

  • 1 Mpanjaka 19:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa mbola misy fito arivo navelako any Israely,+ dia ny lohalika rehetra tsy nandohalika tamin’i Bala,+ sy ny vava rehetra tsy nanoroka+ azy.”

  • 2 Mpanjaka 17:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 tamin’i Jehovah nanao fifanekena+ tamin’ny taranak’Israely, ka nandidy azy hoe: “Aza matahotra andriamani-kafa,+ na miankohoka eo anatrehany, na manompo azy na manao sorona ho azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara