2 Samoela 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary tafaverina avy nanafika ry Joaba sy ny mpanompon’i Davida, ka be dia be ny zavatra voababo+ nentin’izy ireo. Tsy teo amin’i Davida tao Hebrona intsony i Abnera tamin’izay, satria efa nalefany soa aman-tsara.
22 Ary tafaverina avy nanafika ry Joaba sy ny mpanompon’i Davida, ka be dia be ny zavatra voababo+ nentin’izy ireo. Tsy teo amin’i Davida tao Hebrona intsony i Abnera tamin’izay, satria efa nalefany soa aman-tsara.