Matio 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Sitrano ny marary,+ atsangano ny maty, diovy ny boka, avoahy ny demonia. Efa nahazo maimaim-poana ianareo, ka manomeza maimaim-poana.+ Jaona 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy noho ny fiahiany ny mahantra anefa no nilazany izany, fa noho izy mpangalatra,+ sady izy no nitana ny boatim-bola+ ka nakany ny tao anatiny. Asan’ny Apostoly 20:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Tsy nitsiriritra volafotsy na volamena na fitafian’iza na iza aho,+
8 Sitrano ny marary,+ atsangano ny maty, diovy ny boka, avoahy ny demonia. Efa nahazo maimaim-poana ianareo, ka manomeza maimaim-poana.+
6 Tsy noho ny fiahiany ny mahantra anefa no nilazany izany, fa noho izy mpangalatra,+ sady izy no nitana ny boatim-bola+ ka nakany ny tao anatiny.