FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 14:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia hoy i Mosesy tamin’ny vahoaka: “Aza matahotra.+ Mijoroa, ka jereo ny famonjen’i Jehovah izay hataony ho anareo anio.+ Fa ireo Ejipsianina hitanareo androany ireo, dia tsy ho hitanareo intsony mihitsy.+

  • Salamo 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Tsy hatahorako ny olona an’aliny,

      Izay milahatra manodidina mba hamely ahy.+

  • Salamo 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 I Jehovah no ialofako,+

      Koa ahoana no ahasahianareo milaza amiko hoe:

      “Mandosira toy ny vorona, ho any an-tendrombohitrareo?+

  • Salamo 18:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 I Jehovah no harambatoko sy fiarovana mafy ho ahy ary Mpanafaka ahy.+

      Andriamanitro no vatolampiko. Hialoka aminy aho,+

      Fa izy no ampingako sy tandroka famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako.+

  • Salamo 118:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nanodidina ahy izy ireny, eny, nataony voahodidina aho.+

      Tamin’ny anaran’i Jehovah anefa no nandroahako azy ireny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara