2 Tantara 20:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa tsy hampihatra ny didim-pitsaranao amin’izy ireo ve ianao, ry Andriamanitray ô?+ Fa tsy manan-kery izahay eo anatrehan’io vahoaka be manafika anay io,+ ary tsy fantatray izay tokony hatao,+ ka ianao no andrandrainay.”+ Salamo 91:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hiantso ahy izy, dia hamaly azy aho.+Ho eo aminy aho raha ory izy.+Hamonjy azy aho, ary hanome voninahitra azy.+
12 Koa tsy hampihatra ny didim-pitsaranao amin’izy ireo ve ianao, ry Andriamanitray ô?+ Fa tsy manan-kery izahay eo anatrehan’io vahoaka be manafika anay io,+ ary tsy fantatray izay tokony hatao,+ ka ianao no andrandrainay.”+
15 Hiantso ahy izy, dia hamaly azy aho.+Ho eo aminy aho raha ory izy.+Hamonjy azy aho, ary hanome voninahitra azy.+