33 Ary hoy i Jeho: “Azerao izy!”+ Dia nazeran’izy ireo i Jezebela, ka nipitipitika tamin’ny rindrina sy tamin’ny soavaly ny rany. Ary nohitsahin’i+ Jeho izy.
10 Fa hitoetra eto amin’ity tendrombohitra ity ny tanan’i Jehovah.+ Dia hohitsakitsahina eo amin’ny toerany i Moaba,+ toy ny fanitsakitsaka antonta-mololo eo amin’ny toeran-jezika.+