1 Samoela 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ary niteny taminy hoe: “Efa antitra ianao izao, nefa ny zanakao tsy mba nanao toy izay nataonao. Koa manendre mpanjaka+ hitsara anay, sahala amin’ny firenena rehetra.” 2 Samoela 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa nankao amin’ny mpanjaka ilay vehivavy tekoita, dia niondrika ka niankohoka tamin’ny tany,+ ary niteny hoe: “Vonjeo,+ ry mpanjaka ô!” 2 Mpanjaka 6:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Rehefa nandalo teo ambonin’ny manda ny mpanjakan’ny Israely, dia nisy vehivavy anankiray nitaraina taminy hoe: “Vonjeo aho, ry mpanjaka tompoko ô!”+ Lioka 18:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nisy vehivavy mpitondratena koa tao, izay nandeha tany aminy foana,+ nanao hoe: ‘Mba ataovy re izay hahazoako rariny amin’ilay manana ady amiko any amin’ny fitsarana e!’
5 ary niteny taminy hoe: “Efa antitra ianao izao, nefa ny zanakao tsy mba nanao toy izay nataonao. Koa manendre mpanjaka+ hitsara anay, sahala amin’ny firenena rehetra.”
4 Koa nankao amin’ny mpanjaka ilay vehivavy tekoita, dia niondrika ka niankohoka tamin’ny tany,+ ary niteny hoe: “Vonjeo,+ ry mpanjaka ô!”
26 Rehefa nandalo teo ambonin’ny manda ny mpanjakan’ny Israely, dia nisy vehivavy anankiray nitaraina taminy hoe: “Vonjeo aho, ry mpanjaka tompoko ô!”+
3 Ary nisy vehivavy mpitondratena koa tao, izay nandeha tany aminy foana,+ nanao hoe: ‘Mba ataovy re izay hahazoako rariny amin’ilay manana ady amiko any amin’ny fitsarana e!’