FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 25:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Anontanio ny zatovonao fa hilaza izany aminao izy. Dia hahazo sitraka aminao ny zatovoko, fa andro fifaliana izao ahatongavanay izao. Koa raha sitrakao, dia mba omeo izay azon’ny tananao ny mpanomponao sy Davida zanakao.’”+

  • 2 Mpanjaka 6:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’i Elisa raha vao nahita an’ireo: “Hasiako ho faty ve izy ireo? Hasiako ho faty ve izy ireo,+ ry raiko ô?”+

  • 2 Mpanjaka 13:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary i Elisa+ dia nararin’ny aretina hahafaty azy.+ Koa nidina tany aminy i Joasy mpanjakan’ny Israely, ka nihohoka nitomany teo amin’ny tarehiny, sady nilaza hoe: “Ry raiko ô,+ ry raiko ô, ny kalesin’adin’ny Israely mbamin’ny mpitaingin-tsoavaliny!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara