FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 10:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Nanomboka nampisaratsaraka ny Israely i Jehovah, tamin’izany andro izany. Ary namely azy ireo foana i Hazaela,+ tany amin’ny faritra rehetran’ny Israely,

  • 2 Mpanjaka 12:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia niakatra hamely an’i Gata+ sy hamabo azy i Hazaela+ mpanjakan’i Syria. Avy eo dia tapa-kevitra*+ hiakatra hamely an’i Jerosalema izy.+

  • 2 Mpanjaka 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ ka natolony teo an-tanan’i Hazaela+ mpanjakan’i Syria sy Beni-hadada+ zanak’i Hazaela izy ireo, tamin’ny andro rehetra niainan’izy ireo.

  • Amosa 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘“Noho ny nikomian’i Damaskosy+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nanosihosy an’i Gileada+ tamin’ny fitaovana vy fanosihosena varimbazaha.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara