1 Samoela 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 I Jehovah no mampahantra+ sy mampanan-karena,+Izy no mampietry sy manandratra.+ 1 Mpanjaka 19:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia hoy i Jehovah taminy: “Mandehana miverina ka mankanesa any an-tany efitr’i Damaskosy.+ Rehefa any ianao, dia hosory+ ho mpanjakan’i Syria i Hazaela.+
15 Dia hoy i Jehovah taminy: “Mandehana miverina ka mankanesa any an-tany efitr’i Damaskosy.+ Rehefa any ianao, dia hosory+ ho mpanjakan’i Syria i Hazaela.+