1 Mpanjaka 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nodimandry any amin’ny razany+ i Davida ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ 1 Mpanjaka 11:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Dia nodimandry any amin’ny razany izy,+ ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida+ rainy. Ary i Rehoboama+ zanany no nanjaka nandimby azy. 1 Mpanjaka 14:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Rehoboama, ka nalevina any amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Nama no anaran-dreniny, dia i Nama Amonita.+ Ary i Abiama+ zanak’i Rehoboama no nanjaka nandimby azy. 2 Tantara 21:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tatỳ aoriana, rehefa afaka roa taona dia nipotsaka ny tsinainy+ tamin’izy narary, ka maty tao anatin’ny fangirifiriana mafy izy. Ary tsy mba nandoroana zava-manitra+ toy izay natao tamin’ny razany izy.
43 Dia nodimandry any amin’ny razany izy,+ ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida+ rainy. Ary i Rehoboama+ zanany no nanjaka nandimby azy.
31 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Rehoboama, ka nalevina any amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Nama no anaran-dreniny, dia i Nama Amonita.+ Ary i Abiama+ zanak’i Rehoboama no nanjaka nandimby azy.
19 Tatỳ aoriana, rehefa afaka roa taona dia nipotsaka ny tsinainy+ tamin’izy narary, ka maty tao anatin’ny fangirifiriana mafy izy. Ary tsy mba nandoroana zava-manitra+ toy izay natao tamin’ny razany izy.