22 Tamin’ny farany, dia nandia tany maina namakivaky teo afovoan’ny ranomasina ny zanak’Israely,+ ary toy ny manda teo ankavanany sy teo ankaviany ny rano.+
14 Ary nalainy ilay akanjo nanaovan’i Elia, izay latsaka avy teny aminy, ka nikapohany ny rano.+ Dia hoy izy: “Aiza i Jehovah Andriamanitr’i Elia?”+ Ary nokapohiny ny rano, ka nisaraka nankeo amin’ny andaniny sy ny ankilany, dia niampita izy.