FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 34:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary feno fanahim-pahendrena+ i Josoa zanak’i Nona, satria efa nametra-tanana taminy i Mosesy.+ Dia nanomboka nihaino azy ny zanak’Israely, ka nanao araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+

  • Lioka 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 sady handeha eo alohany amin’ny risi-po* sy ny herin’i Elia+ mba hampody ny fon’ny+ ray ho amin’ny zanany ary ny tsy mankatò ho amin’ny fahendren’ny marina, ary mba hanomana vahoaka ho an’i Jehovah,+ eny, vahoaka voaomana.”+

  • Asan’ny Apostoly 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fa hahazo hery+ kosa ianareo rehefa tonga aminareo ny fanahy* masina, ka ho vavolombeloko+ any Jerosalema+ sy eran’i Jodia sy Samaria+ ary any amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany+ ianareo.”

  • Asan’ny Apostoly 8:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa nametra-tanana tamin’ireo+ izy roa lahy, ka nandray ny fanahy masina ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara