FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 9:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary nahita izany i Ahazia+ mpanjakan’ny Joda, ka nandositra nanaraka ny lalana teo akaikin’ny zaridaina lehibe iray.+ Taorian’izay, dia nenjehin’i Jeho izy, ary hoy i Jeho: “Iny koa! Asio koa iny!” Dia nasian’izy ireo tao anaty kalesiny izy, teny an-dalana hiakatra tany Gora, any akaikin’i Ibleama.+ Mbola nandositra hatrany Megido+ ihany anefa izy, ka maty tany.+

  • 2 Tantara 22:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary nataon’ny mponin’i Jerosalema ho mpanjaka nandimby an’i Jorama i Ahazia+ faralahiny, fa ny zokiny rehetra+ efa novonoin’ireo mpandroba tonga niaraka tamin’ny Arabo+ tao an-toby. Dia lasa mpanjakan’ny Joda i Ahazia zanak’i Jorama.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara