12 Tatỳ aoriana dia nisy taratasy+ avy tamin’i Elia+ mpaminany tonga tany amin’i Jorama, nanao hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitr’i Davida razambenao: ‘Tsy nanao hoatran’izay nataon’i Josafata+ rainao, na hoatran’izay nataon’i Asa+ mpanjakan’ny Joda ianao,