Deoteronomia 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ ary izy no hotompoinao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+ Jeremia 12:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Ary ho tsara toerana eo anivon’ny oloko izy ireo,+ raha tena mianatra ny fanaon’ny oloko ka mianiana amin’ny anarako+ hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah!’, toy ny nampianaran’izy ireo ny oloko hianiana tamin’ny anaran’i Bala.+ Hebreo 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa mianiana amin’izay lehibe noho izy ny olona.+ Ary mampitsahatra ny adihevitra rehetra ny fianianana ataony, satria efa antoka ara-dalàna izany amin’ny olona.+
13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ ary izy no hotompoinao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+
16 “Ary ho tsara toerana eo anivon’ny oloko izy ireo,+ raha tena mianatra ny fanaon’ny oloko ka mianiana amin’ny anarako+ hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah!’, toy ny nampianaran’izy ireo ny oloko hianiana tamin’ny anaran’i Bala.+
16 Fa mianiana amin’izay lehibe noho izy ny olona.+ Ary mampitsahatra ny adihevitra rehetra ny fianianana ataony, satria efa antoka ara-dalàna izany amin’ny olona.+