Eksodosy 25:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia apetraho eo ambonin’ilay Vata ny sarony,+ ary ataovy ao anatin’ilay Vata ireo takela-bato izay homeko anao ho vavolombelona. Eksodosy 31:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary raha vao vita ny teny nataony tamin’i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay, dia nomeny azy ny takela-bato roa misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ dia ny takela-bato nosoratan’ny rantsantanan’Andriamanitra.+
21 Dia apetraho eo ambonin’ilay Vata ny sarony,+ ary ataovy ao anatin’ilay Vata ireo takela-bato izay homeko anao ho vavolombelona.
18 Ary raha vao vita ny teny nataony tamin’i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay, dia nomeny azy ny takela-bato roa misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ dia ny takela-bato nosoratan’ny rantsantanan’Andriamanitra.+