1 Mpanjaka 1:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Dia niakatra nanaraka azy ny olona rehetra sady nitsoka sodina+ ary ravoravo fatratra,+ hany ka nitresaka ny tany+ noho ny kotaban’izy ireo. Salamo 47:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Mitehafa, ry firenena rehetra,+Ary manaova horakora-pandresena sy antsoantsom-pifaliana ho an’Andriamanitra.+
40 Dia niakatra nanaraka azy ny olona rehetra sady nitsoka sodina+ ary ravoravo fatratra,+ hany ka nitresaka ny tany+ noho ny kotaban’izy ireo.
47 Mitehafa, ry firenena rehetra,+Ary manaova horakora-pandresena sy antsoantsom-pifaliana ho an’Andriamanitra.+