1 Samoela 10:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nolazain’i Samoela tamin’ny vahoaka ny zo ara-dalàna ananan’ny mpanjaka,+ ka nosoratany tao amin’ny boky ary napetrany teo anatrehan’i Jehovah. Ary nalefan’i Samoela hody tany an-tranony avy ny olona rehetra. 2 Samoela 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tonga tany amin’ny mpanjaka tao Hebrona àry ny anti-panahy+ rehetran’ny Israely. Ary nanao fifanekena+ tamin’izy ireo teo anatrehan’i Jehovah tao Hebrona i Davida Mpanjaka. Avy eo dia nohosoran’izy+ ireo ho mpanjakan’ny Israely i Davida.+
25 Dia nolazain’i Samoela tamin’ny vahoaka ny zo ara-dalàna ananan’ny mpanjaka,+ ka nosoratany tao amin’ny boky ary napetrany teo anatrehan’i Jehovah. Ary nalefan’i Samoela hody tany an-tranony avy ny olona rehetra.
3 Tonga tany amin’ny mpanjaka tao Hebrona àry ny anti-panahy+ rehetran’ny Israely. Ary nanao fifanekena+ tamin’izy ireo teo anatrehan’i Jehovah tao Hebrona i Davida Mpanjaka. Avy eo dia nohosoran’izy+ ireo ho mpanjakan’ny Israely i Davida.+