Josoa 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tamin’izay andro izay no nanandratan’i Jehovah an’i Josoa teo imason’ny zanak’Israely rehetra.+ Koa nanomboka natahotra azy izy ireo, tahaka ny natahoran’izy ireo an’i Mosesy nandritra ny androm-piainany.+ Romanina 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aoka ianareo hifaneho firaiketam-po lalina raha ny amin’ny fitiavan-drahalahy.+ Aoka ianareo ho loha laharana raha ny amin’ny fifanomezam-boninahitra.+
14 Tamin’izay andro izay no nanandratan’i Jehovah an’i Josoa teo imason’ny zanak’Israely rehetra.+ Koa nanomboka natahotra azy izy ireo, tahaka ny natahoran’izy ireo an’i Mosesy nandritra ny androm-piainany.+
10 Aoka ianareo hifaneho firaiketam-po lalina raha ny amin’ny fitiavan-drahalahy.+ Aoka ianareo ho loha laharana raha ny amin’ny fifanomezam-boninahitra.+