2 Mpanjaka 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia nalain’ny mponin’i Joda rehetra i Azaria,+ izay enina ambin’ny folo taona,+ ka nataony mpanjaka handimby an’i Amazia rainy.+ 2 Tantara 26:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia nalain’ny mponin’i+ Joda rehetra i Ozia,+ izay enina ambin’ny folo taona, ka nataony+ mpanjaka handimby an’i Amazia rainy.+
21 Dia nalain’ny mponin’i Joda rehetra i Azaria,+ izay enina ambin’ny folo taona,+ ka nataony mpanjaka handimby an’i Amazia rainy.+
26 Dia nalain’ny mponin’i+ Joda rehetra i Ozia,+ izay enina ambin’ny folo taona, ka nataony+ mpanjaka handimby an’i Amazia rainy.+