1 Mpanjaka 14:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Rehoboama, mbamin’izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve izany? 2 Tantara 26:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Ozia,+ na ny voalohany na ny farany, dia efa nosoratan’i Isaia+ mpaminany zanak’i Amoza.+
29 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Rehoboama, mbamin’izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve izany?
22 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Ozia,+ na ny voalohany na ny farany, dia efa nosoratan’i Isaia+ mpaminany zanak’i Amoza.+