FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 14:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia nitsangana ny vadin’i Jeroboama ka lasa nandeha ary tonga tany Tirza.+ Raha vao tonga teo an-tokonan’ny tranony izy, dia maty ilay zanany.

  • 1 Mpanjaka 15:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Raha vao ren’i Basa izany, dia tsy nanorina an’i Rama+ intsony izy. Ary mbola nonina tao Tirza+ izy.

  • 1 Mpanjaka 16:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tamin’ny taona fahenina amby roapolo nanjakan’i Asa mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely tao Tirza i Elaha zanak’i Basa, ary nanjaka roa taona izy.

  • 1 Mpanjaka 16:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia niakatra avy tany Gibetona i Omry sy ny Israely rehetra, ka nanao fahirano+ an’i Tirza.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara