Isaia 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hiteny toy izao koa ianareo amin’izany andro izany: “Misaora an’i Jehovah, rey olona!+ Miantsoa ny anarany.+ Ampahafantaro an’ireo firenena ny zavatra nataony.+ Ambarao fa misandratra ny anarany.+ Romanina 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa “izay rehetra miantso ny anaran’i Jehovah no hovonjena.”+
4 Hiteny toy izao koa ianareo amin’izany andro izany: “Misaora an’i Jehovah, rey olona!+ Miantsoa ny anarany.+ Ampahafantaro an’ireo firenena ny zavatra nataony.+ Ambarao fa misandratra ny anarany.+