2 Samoela 22:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Koa izany no hisaorako anao eo amin’ireo firenena, Jehovah ô,+Sy hanaovako hira fiderana ho an’ny anaranao,+ 2 Samoela 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary izao no teny farany nataon’i Davida:+“Ny tenin’i Davida zanak’i Jese,+Eny, ny tenin’ilay lehilahy nasandratra ho ambony,+Ilay voahosotry+ ny Andriamanitr’i Jakoba,Sy ilay olona mahafinaritra voalazan’ny hira fideran’ny+ Israely.
50 Koa izany no hisaorako anao eo amin’ireo firenena, Jehovah ô,+Sy hanaovako hira fiderana ho an’ny anaranao,+
23 Ary izao no teny farany nataon’i Davida:+“Ny tenin’i Davida zanak’i Jese,+Eny, ny tenin’ilay lehilahy nasandratra ho ambony,+Ilay voahosotry+ ny Andriamanitr’i Jakoba,Sy ilay olona mahafinaritra voalazan’ny hira fideran’ny+ Israely.