FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary nametrahany toby miaramila tany Edoma.+ Eny, nametrahany toby miaramila eran’i Edoma, ka lasa mpanompon’i Davida ny Edomita rehetra.+ Ary novonjen’i Jehovah foana i Davida, na taiza na taiza nalehany.+

  • Salamo 18:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Manafaka ahy tsy ho azon’ny fahavalo tezitra izy.+

      Hanandratra ahy ho ambonin’izay mitsangana hanohitra ahy ianao,+

      Ary hanafaka ahy amin’ny olona mahery setra.+

  • Salamo 144:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa ianao no mamonjy mpanjaka,+

      Sy manafaka an’i Davida mpanomponao amin’ny sabatra mahafaty.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara