2 Samoela 12:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary nesoriny ny satroboninahitra teny an-dohan’i Malkama.+ Nilanja talenta* volamena iray izy io, sady nisy vatosoa. Koa natao teo amin’ny lohan’i Davida ilay izy. Ary be dia be ny zavatra azo babo+ navoakany avy tao amin’ilay tanàna.
30 Ary nesoriny ny satroboninahitra teny an-dohan’i Malkama.+ Nilanja talenta* volamena iray izy io, sady nisy vatosoa. Koa natao teo amin’ny lohan’i Davida ilay izy. Ary be dia be ny zavatra azo babo+ navoakany avy tao amin’ilay tanàna.