Levitikosy 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nanandratra ny tanany tandrifin’ny vahoaka i Arona ka nitso-drano azy.+ Dia nidina+ izy, rehefa avy nanolotra ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra dorana ary ny sorona iombonana. Nomery 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Lazao amin’i Arona sy ny zanany hoe: ‘Izao no tsodrano+ hataonareo amin’ny zanak’Israely:
22 Ary nanandratra ny tanany tandrifin’ny vahoaka i Arona ka nitso-drano azy.+ Dia nidina+ izy, rehefa avy nanolotra ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra dorana ary ny sorona iombonana.