Levitikosy 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Zarao ho roa toko misy mofo enina mifanaingina ireo mofo ireo,+ ka ataovy eo ambonin’ilay latabatra vita amin’ny volamena tsy misy fangarony, eo anatrehan’i Jehovah.+ 1 Tantara 9:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary niandraikitra ny mofo mifanaingina,+ ny sasany tamin’ny taranaky ny Kehatita rahalahin’ireo, mba hanomana izany isaky ny sabata.+
6 Zarao ho roa toko misy mofo enina mifanaingina ireo mofo ireo,+ ka ataovy eo ambonin’ilay latabatra vita amin’ny volamena tsy misy fangarony, eo anatrehan’i Jehovah.+
32 Ary niandraikitra ny mofo mifanaingina,+ ny sasany tamin’ny taranaky ny Kehatita rahalahin’ireo, mba hanomana izany isaky ny sabata.+