12 Dia hoy i Mosesy tamin’i Arona sy tamin’i Eleazara sy Itamara, zanany lahy sisa: “Alaivo ny fanatitra varimbazaha,+ ambin’ny fanatitra natao tao anaty afo ho an’i Jehovah, ka hano tsy misy lalivay, eo akaikin’ny alitara, satria zavatra masina indrindra izany.+