FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 18:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary nanao antsapaka ho azy ireo tao Silo, teo anatrehan’i Jehovah i Josoa.+ Koa teo no nizarany an’ilay tany ho an’ny zanak’Israely, araka ny anjarany avy.+

  • 1 Tantara 25:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa nanao antsapaka+ izy ireo ny amin’izay tokony hiandraiketany avy, ary nitovy ihany no nitondrana ny kely sy ny lehibe,+ mbamin’ny efa tena mahay+ sy ny vao mianatra.

  • Ohabolana 16:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Eo am-pofoana no anaovana antsapaka,+ fa ny fanapahan-kevitra rehetra avy amin’izany kosa dia avy amin’i Jehovah.+

  • Asan’ny Apostoly 1:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Dia nanaovany antsapaka+ izy roa lahy, ka i Matia no voafidy hanampy isa an’ireo apostoly iraika ambin’ny folo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara