FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 24:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Joiakima,+ ary i Joiakina zanany no nanjaka nandimby azy.

  • 2 Mpanjaka 25:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary tamin’ny taona fahafito amby telopolo nanaovana sesitany an’i Joiakina+ mpanjakan’ny Joda, tamin’ny andro fahafito amby roapolon’ny volana faharoa ambin’ny folo, tamin’ny taona naha lasa mpanjaka an’i Evila-merodaka+ mpanjakan’i Babylona, dia nahazo sitraka taminy* i Joiakina mpanjakan’ny Joda, ka navoakany+ avy tao am-ponja.

  • Matio 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Josia+ niteraka an’i Jekonia+ sy ireo rahalahiny tamin’ny fotoana nandefasana ny Jiosy tany an-tsesitany tany Babylona;+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara