Eksodosy 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary ny zanakalahin’i Oziela dia i Misaela sy Elizafana ary Sitry.+ Levitikosy 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nantsoin’i Mosesy i Misaela sy Elizafana, zanak’i Oziela+ dadatoan’i Arona, ka hoy izy: “Avia, ka esory eo anoloan’ny toerana masina ny rahalahinareo, ary ento any ivelan’ny toby.”+ 1 Tantara 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ary tamin’ny taranak’i Oziela,+ dia i Aminadaba mpiadidy sy ny rahalahiny, roa ambin’ny folo amby zato.
4 Ary nantsoin’i Mosesy i Misaela sy Elizafana, zanak’i Oziela+ dadatoan’i Arona, ka hoy izy: “Avia, ka esory eo anoloan’ny toerana masina ny rahalahinareo, ary ento any ivelan’ny toby.”+
10 ary tamin’ny taranak’i Oziela,+ dia i Aminadaba mpiadidy sy ny rahalahiny, roa ambin’ny folo amby zato.