Eksodosy 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nijanona teny lavidavitra teny koa ny anabavin’ilay zaza, mba hahitany izay hanjo azy.+ Eksodosy 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary naka ampongatapaka+ i Miriama mpaminanivavy, anabavin’i Arona.+ Nivoaka nanaraka azy koa ny vehivavy rehetra, nitondra ampongatapaka sady nandihy.+ Nomery 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary niala avy teo ambonin’ny tranolay ny rahona, ary io fa boka i Miriama ka lasa fotsy be.*+ Ary nitodika tany amin’i Miriama i Arona, ka hitany fa boka izy.+
20 Ary naka ampongatapaka+ i Miriama mpaminanivavy, anabavin’i Arona.+ Nivoaka nanaraka azy koa ny vehivavy rehetra, nitondra ampongatapaka sady nandihy.+
10 Ary niala avy teo ambonin’ny tranolay ny rahona, ary io fa boka i Miriama ka lasa fotsy be.*+ Ary nitodika tany amin’i Miriama i Arona, ka hitany fa boka izy.+