2 Samoela 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary nampidirina ny Vata masin’i Jehovah, ka napetraka teo amin’ny toerany, tao amin’ny tranolay natsangan’i Davida ho azy io.+ Dia nanolotra sorona dorana+ sy sorona iombonana+ teo anatrehan’i Jehovah i Davida. Salamo 132:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ity no toerana honenako mandrakizay.+Honina eto aho, fa izany no faniriako.+
17 Ary nampidirina ny Vata masin’i Jehovah, ka napetraka teo amin’ny toerany, tao amin’ny tranolay natsangan’i Davida ho azy io.+ Dia nanolotra sorona dorana+ sy sorona iombonana+ teo anatrehan’i Jehovah i Davida.