Josoa 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 dia nitohy niantsinanana ihany tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro hatrany Gata-hefera+ sy Ita-kazina, ary nivoaka nankany Rimona, ka nosoritana hatrany Nea. Josoa 21:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dimna+ sy ny kijanany, ary Nahalala+ sy ny kijanany, izany hoe tanàna efatra.
13 dia nitohy niantsinanana ihany tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro hatrany Gata-hefera+ sy Ita-kazina, ary nivoaka nankany Rimona, ka nosoritana hatrany Nea.