Josoa 20:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary ireto avy no nomen’izy ireo teny amin’ny faritra atsinanan’ny Reniranon’i Jordana, akaikin’i Jeriko: I Bezera+ any an-tany efitra eny amin’ny lembalemba no avy tamin’ny fokon’i Robena;+ Ramota+ any Gileada no avy tamin’ny fokon’i Gada; ary Golana+ any Basana no avy tamin’ny fokon’i Manase. 1 Mpanjaka 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 ny zanak’i Gebera no niandraikitra an’i Ramota-gileada,+ ary azy ny tanàna tranolain’i Jaira+ zanak’i Manase any Gileada,+ ary azy koa ny faritr’i Argoba+ any Basana,+ dia tanàna lehibe enimpolo nisy manda sy bara hidiny varahina;
8 Ary ireto avy no nomen’izy ireo teny amin’ny faritra atsinanan’ny Reniranon’i Jordana, akaikin’i Jeriko: I Bezera+ any an-tany efitra eny amin’ny lembalemba no avy tamin’ny fokon’i Robena;+ Ramota+ any Gileada no avy tamin’ny fokon’i Gada; ary Golana+ any Basana no avy tamin’ny fokon’i Manase.
13 ny zanak’i Gebera no niandraikitra an’i Ramota-gileada,+ ary azy ny tanàna tranolain’i Jaira+ zanak’i Manase any Gileada,+ ary azy koa ny faritr’i Argoba+ any Basana,+ dia tanàna lehibe enimpolo nisy manda sy bara hidiny varahina;