1 Tantara 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary ny zanak’i Jediaela+ dia i Bilana. Ary ny zanakalahin’i Bilana dia i Jeosy, Benjamina, Ehoda, Kenana, Zetana, Tarsisy, ary Ahisahara.
10 Ary ny zanak’i Jediaela+ dia i Bilana. Ary ny zanakalahin’i Bilana dia i Jeosy, Benjamina, Ehoda, Kenana, Zetana, Tarsisy, ary Ahisahara.