1 Tantara 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa hoy i Davida tamin’i Joaba+ sy ny lehiben’ny vahoaka: “Mandehana, isao+ ny Israely hatrany Beri-sheba+ ka hatrany Dana,+ ary ento atỳ amiko ny isany mba ho fantatro.”+
2 Koa hoy i Davida tamin’i Joaba+ sy ny lehiben’ny vahoaka: “Mandehana, isao+ ny Israely hatrany Beri-sheba+ ka hatrany Dana,+ ary ento atỳ amiko ny isany mba ho fantatro.”+