1 Tantara 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary i Tamara+ vinantovavin’i Joda no niteraka an’i Pereza+ sy Zera taminy. Koa dimy lahy ny zanak’i Joda rehetra. 1 Tantara 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ny zanakalahin’i Zera+ dia i Zimry sy Etana sy Hemana sy Kalkola ary Dara.+ Dimy izy rehetra.
4 Ary i Tamara+ vinantovavin’i Joda no niteraka an’i Pereza+ sy Zera taminy. Koa dimy lahy ny zanak’i Joda rehetra.